FR EN
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'après le Shangaï ranking of Universities, ISPM est classé parmi les dix meilleures Universités de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universités publiques et privées).

Actualités

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Téléphone : +261 33 12 171 60
+261 34 20 874 28
+261 32 02 544 72

Email : ispm@ispm-edu.com

Evénement marquant

Retour à la liste des événements marquants

Portes Ouvertes de l'ISPM

13/07/2014

Fahombiazana tanteraka ny varavarana misokatra izay nokarakaraintsika teto @sekoly ambony ISPM nandritry n herinandro, 08, 09, 10, 11, 12 jolay 2014, dia isaorana indrindra ny Ray aman-dreny sy ny mpitsidika rehetra izay nanome voninahitra ny sekolintsika sy ny fampirantiana tamin'ny fahatongavan'izy ireo.
Isaorana indrindra koa ny mpanabe rehetra, ny mpandraharaha, ny mpampianatra sy ny mpianatra rehetra izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ka nahatonga an'iny herinandro iny ho fahombiazana tanteraka. Isaorana manokana koa ny mpanao gazety rehetra izay nampita ny vaovao ary dia tsy hadino koa ny mpianatry ny sekoly ambaratonga ambony izay tonga namangy antsika.

Dia misaotra sy mankasitraka antsika rehetra Tompoko ô ! Ary Andriamanitra anie hitahy antsika mianakavy.

Ny Talen'ny sekoly ambony ISPM,
Prof. RABOANARY Julien

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA