FR EN
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'après le Shangaï ranking of Universities, ISPM est classé parmi les dix meilleures Universités de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universités publiques et privées).

Actualités

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Téléphone : +261 33 12 171 60
+261 34 20 874 28
+261 32 02 544 72

Email : ispm@ispm-edu.com

ISPM dans la presse

Retour à la liste des articles dans la presse
Article paru dans Jejoo le 05/08/2015 par Ando
SALON DE L'ISPM

Voka-pikarohana anjatony no aranty eny amin'ny Carlton, nanomboka omaly


Tanterahina nanomboka omaly, eny amin'ny hotel Carlton Anosy, ny Salon de l'ISPM (Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar). Izy ity moa dia hetsika iray entin'ireo mpianatra ao amin'io sekoly io mampahafantatra sy maneho amin'ny alalan'ny fampiratiana, ireo voka-pikarohana nataony nandritra ny taona. Ho an'ny omaly dia mihoatra ny 175 isa ireo voka-pikarohana naranty teny amin'ny Carlton. Nofantenanana manokana, tamin'ny varavarana misokatra teny an-tsekoly ny halalin'ny fikarohana natao, ka nahazoana ireo vokatra aranty ireo. Isan'ny niavaka tamin'ity andiany ty, ny fanovozana bisikileta miteraka herinaratra, ho an'ny vatoaratra, ahafahana mandefa vata fahitalavitra... Hahazo moa ireo ekipage telo voloahany mendrika indrindra isaky ny taranja, amin'ity fampirantiana ity.
Ando

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA