FR EN
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'apr√®s le Shanga√Į ranking of Universities, ISPM est class√© parmi les dix meilleures Universit√©s de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universit√©s publiques et priv√©es).

Actualités

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Téléphone : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

ISPM dans la presse

Retour à la liste des articles dans la presse
Article paru dans Jejoo le 06/07/2016
Voka-pikarohana

Efa vita eto amintsika ny trotinette misy motera mahalasa lavitra


Mandranty voka-pikarohana maro ny sekoly ambony ISPM (Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar) eny Antsobolo rehefa manantanteraka varavarana misokatra toy ny niseho omaly. Anisan'ny nahasarika ny olona ity "trotinette" misy motera novakarin'ny mpianatra taona voalohany ao amin'ny lalam-piofanana EMII (Electromécanique Informatique et Industrie) ity. Nisy ihany koa vokatra toy ny fiarovana amin'ny aretina "allergie", ny filalaovana "basket" amin'ny alalan'ny solosaina...

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA