FR EN
ISPM won the first awards of the Olympiad in Informatics of Madagascar in 2012 for his first participation.
According to the Shanghai ranking of Universities, ISPM is ranked among the top ten universities of Madagascar (among the 140 public and private universities).

News

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Mobile : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

ISPM in the press & media

Back to the articles list
Article published in Ny Vaovaontsika on 09/07/2013 by Tolotra
ISPM - VARAVARANA MISOKATRA

Nahatratra 8000 ny mpitsidika


Afapo ny mpitsidika ny fampirantiana nataon'ny mpianatry ny Ivon-toerana Ambony fianarana "Polytechnique" na ISPM (Institut Superieur Polytechnique de Madagascar) teny Antsobolo nandritra ny 5 andro. Nahatratra 8000 ny mpitsisika, 300 ny isan'ny voka-pikarohana naranty teny an-toerana. Fikarohana miompana amin'ny fivoaran'ny teknolojia,fahasimban'ny tontolo iainana, fiompiana, fambolena.Misy ny voka-pikarohana tsy mena mitaha amin'ny vita any ivelany. Notanterahina nandritra ny lanonam-pamaranana ny fitsarana an'ireo fampirantiana. Miditraamin'ny fiatrehana ny fanadinana indray ankehitriny ny mpianatra ao amin'ny ISPM. Nahavariana ny olona maro izay tonga teny kosa anefa ny fikarohana nataon'ny mpianatra momba ny fanodinana ny plastika samihafa ho solika fandrehatra, na lasantsy, na "gas oil". Saika tetikasa na seho karoka azo tanterahina avokoa ireo naranty tamin'ioizay isan'ny nisongadina tamin'ireo tetikasa sy fikarohana miisa 300 nataon'ny mpianatra...
Tolotra

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA