FR EN
ISPM won the first awards of the Olympiad in Informatics of Madagascar in 2012 for his first participation.
According to the Shanghai ranking of Universities, ISPM is ranked among the top ten universities of Madagascar (among the 140 public and private universities).

News

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Mobile : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

ISPM in the press & media

Back to the articles list
Article published in TIA TANINDRAZANA on 05/08/2015 by Pati
SALON DE L'ISPM - CARLTON

Mampiseho ireo fahaizany ireo tanora mpianatra


Hifarana anio alarobia 05 aogositra etsy amin'ny hotel Carlton Anosy rehefa naharitra roa andro ilay Salon de l'ISPM entina anehoana sy hampahafantarana ny voka-pikarohan'ireo mpianatra nandritry ny taona. Anisan'ny nasaina manokana hijery izany ireo orinasa, sy ireo mpandraharaha manana tetikasa goavana hahafahana mampandroso ny firenena izay azon'ireo mpianatra hiarahana miasa tsara, araka ny zava-bitany avy. Natao izao hetsika zao hanehoana sy hampiratiana ny fahaizan'ireo tanora mpianatra malagasy eto amintsika, indrindra ny mpianatry ny Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar eny Antsobolo. Karazana voka-pikarohana manodidina ny 350 no haranty mandritra izany. Omaly talata andro voalohany dia voka-pikarohana miisa 175 no efa vita. Tsiahivina fa hetsika efa fanaon'ity sekoly ambony iray ity isan-taona ny tahaka izao, hiarahana amin'ireo mpianatra ao amin'ny taona voalohany ka hatramin'ny fahadimy.
Pati

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA