FR EN
ISPM won the first awards of the Olympiad in Informatics of Madagascar in 2012 for his first participation.
According to the Shanghai ranking of Universities, ISPM is ranked among the top ten universities of Madagascar (among the 140 public and private universities).

News

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Mobile : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

ISPM in the press & media

Back to the articles list
Article published in Jejoo on 05/04/2016
Estellah Rabetsara

Hiatrika taranja lomano lalao Olimpika : 4 taona nanomanana


Hisolo tena an’i Madagasikara any Rio, Brezily, mandritra ny lalao Olimpika I Estellah Rabetsra. Araka ny nambaran’ny tovovavy dia efa 4 taona no nanomanany ity fifaninanana ity. Tamin’ny alahady teo no nandreseny ny mari-drefy ambony indrindra tamin’ny taranja lomano, sokajy “nage libre” tamina halavirana mirefy 100m ny tenany tao amin’ny fe-potoana 59 segondra. Io fe-potoana ambony indrindra io, izay notanan’i Bako Ratsifandrihamanana, tamin’ny taona 1987, ka nahavitany izany nandritra ny 1min00segondra. Marihana moa fa ho tanterahina ny 5 hatramin’ny 21 aogositra izao, io lalao Olympika io.
(Marihina fa i Estellah dia mpianatry ISPM (IGGL4))

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA