FR EN
ISPM won the first awards of the Olympiad in Informatics of Madagascar in 2012 for his first participation.
According to the Shanghai ranking of Universities, ISPM is ranked among the top ten universities of Madagascar (among the 140 public and private universities).

News

20/03/2020
Coronavirus : miato 15 andro ny fampianarana
Araky ny fanapahan-kevitry ny fitondrampanjakana hifehezana ny fiparitahan'ny valan'aretina « Coronavirus » dia miato 15 andro ny fampiana...
16/03/2020
Examens semestriels
D�but des examens semestriels (1�re, 2e et 3e ann�e) : jeudi 26 mars 2020.
Bonne f�te de P�ques tout le monde !

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Mobile : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

ISPM in the press & media

Back to the articles list
Article published in L'Observateur on 06/07/2016 by Mavitrika
Mpianatra ISPM

Mampiranty ireo vokatra sanganasany


Na dia vao taona voalohany aza no vitan'ireto mpianatra ao amin'ny ISPM dia efa afaka sahady mamokatra zava-baovao avy amin'ny fampiarana noraisiny nandritra ny taom-pianarana izy ireo.
Anisan'izany ny zava-bitan'i Rasata Mayas Ainamanjato ao amin'ny taranja El�ctro-m�canique informatique et industriel (EMII). Vola 500.000 Ariary, ary tao anatin'ny telo herinandro monja dia nahavitany moto kely antsoina hoe "trottinette � moteur thermique" iray. Hatramin'ny cadre iray manontolo sy ny kojakoja madinika rehetra dia izy avokoa no niketrika izany hatramin'ny endriny (design) izay nahavariana tokoa ny mpitsidika ny varavarana misokatra izay karakarain'ny ISPM Antsobolo. Araka ny fanazavan-dramatoa Razafindrahety Aim� tompon'andraikitra ao amin'ity sekoly ity dia efa zarina mantsy ireo ankizy mpianatra hanao fikarohana hevitra vaovao, mba ho fampiharana avy hatrany izay nanofanana azy ireo, araka ny taranja misy azy avy. Noho izany dia mahatratra 340 ireo zava-baovao vokarin'ny mpianatra no aranty ao hatramin'ny sabotsy izao. Ny varavarana misokatra dia anasana indrindra ny raiamandreny, ny mpandraharaha ary indrindra ireo mpianatra vao nahazo ny diplaoma baklaorea. Marihina fa misy taranja 14 azo isafidianana ao amin'ity sekoly ity.
Mavitrika

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA