FR EN
ISPM won the first awards of the Olympiad in Informatics of Madagascar in 2012 for his first participation.
According to the Shanghai ranking of Universities, ISPM is ranked among the top ten universities of Madagascar (among the 140 public and private universities).

News

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Mobile : +261 33 12 171 60
+261 34 36 406 05
+261 32 66 870 49

Email : ispm.mada@gmail.com

Arts et Culture

Bien que l'ISPM soit une Ecole Supérieure Technique et Scientifique, des talents dans le domaine de l'art et de la culture existent dans cet établissement d'enseignement supérieur.
A l'ISPM, on a une Chorale Evangelique « Antson'ny Fitia » qui fait chaque année de prestation de Gala Evangelique au moins une fois. D'habitude, la prestation se fait à l'EKAR Faravohitra.
Par ailleurs, à l'ISPM, il y a aussi de groupe « Mi'kanto » fondé par le Recteur et qui a fait son "Vakisehatra" au Carlton Madagascar le dimanche 02 mars 2014. Nous vous livrons quelques photos de cet après-midi inoubliable. Le groupe spécialisé dans les chants traditionnels « Angola Itokiana » a été invité.

Autres activités culturelles

Ndao isika hifaly

Faly izahay ry lanitra ô!
Misaotra anao izahay Andriamanitra ô!
Roampolo taona izao ny sekolinay
Ka avia hifaly hiaraka aminay

Velomy amin'izay ary ny lamozika
Ataovy manakoako ireo kiaka
Ataovy midoboka ny amponga
Antsoy daholo ny akama sy ny kilonga

Faly izahay ry lanitra ô!
Misaotra anao izahay Andriamanitra ô!
Roampolo taona izao ny sekolinay
Ka avia hifaly hiaraka aminay

Imaintsoanala nantsoina tsy nety nody
I Besorongola dia tsy mataho-tody
Ny anay tonga ilay fetinay
Ka faly izahay tena faly izahay

Faly izahay ry lanitra ô!
Misaotra anao izahay Andriamanitra ô!
Roampolo taona izao ny sekolinay
Ka avia hifaly hiaraka aminay

Ataovy amin'izay ary latsi-tanana
Mihidina havia dia mihodina havanana
Soroka no ampandihizo
Dia antsoy ry Ketaka sy ry Lemizo

A/C : RJA
Alarobia 23 Janoary 2013

Tonga fety ianao ISPM

tononkalo 1
tononkalo 2

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA