|
||||
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'après le Shangaï ranking of Universities, ISPM est classé parmi les dix meilleures Universités de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universités publiques et privées).
|
Tarika « Mi'Kanto »Ny tarika Mi'Kanto dia tarika eto anivon'ny Ivotoerana ambony ISPM izay noforonon'i Profesora RABOANARY Julien ary andraisan'ny mpandraharaha, mpampianatra sy
mpianatra anjara. Ny tanjona dia ny hitondra ny fanabeazana amin'ny alalan'ny hira sy ny kanto. Anisan'ny kaloin'ny Tarika Mi'Kanto ny fianam-pianakaviana,
ny fitiavana, ny fitiavan-tanindrazana, ny fitiavana ny tontolo ary tsy hadino indrindra ny fiderena an'Andriamanitra ilay nahary an'izao tontolo izao.
Ny tarika dia mivoy an'ireo karazana ba-kira rehetra ao anatin'izany ny ba-gasy, ny hira madinika, ny ba-vahiny, sns... NENY O !HiraTononkira
Neny ô ! Neny ô !
Neny ô ! Neny ô !
Ianao ilay olona iray
Ianao ilay olona iray
Ianao ilay olona iray
Ianao ilay olona iray
Ianao ilay olona iray
Ianao ilay olona iray
A/C : RJA
|