FR EN
L'ISPM a gagné le 1er prix de l'Olympiade d'Informatique de Madagascar 2012 pour sa première participation.
D'après le Shangaï ranking of Universities, ISPM est classé parmi les dix meilleures Universités de Madagascar (Top-10) (parmi les 140 universités publiques et privées).

Actualités

Contact

INSTITUT SUPERIEUR POLYTECHNIQUE DE MADAGASCAR
Ambatomaro Antsobolo
Antananarivo MADAGASCAR

Téléphone : +261 33 12 171 60
+261 34 20 874 28
+261 32 02 544 72

Email : ispm@ispm-edu.com

ISPM dans la presse

Retour à la liste des articles dans la presse
Article paru dans TIA TANINDRAZANA le 22/01/2018 par Pati
Sekoly ambony ISPM

Hankalaza ny faha-25 taona niorenany


Feno 25 taona katroka rahampitso talata 23 janoary ny sekoly ambony "Institut Supérieur Polytechnique de Madagascar" (ISPM) eny Antsobolo.
48 ny isan'ny mpianatra tao amin'izy ireo tany am-piandohana. Ankehitriny efa mahatratra 1800, manomboka ao amin'ny taona voalohany ka hatrany amin'ny taona fahadimy. Fotoam-pivavahana lehibe entina hisaorana sy hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra no hanokafana ny fankalazana amin'ity herinandro ity, hoy Razafindrahety Aimée, tompon'andraikitra voalohany eo anivon'ny sekoly. Etsy amin'ny Eglizy Katôlika Faravohitra no hanatanterahana izany, hiantsoana ny maintimolaly rehetra. Ankoatra izay dia hisy ihany koa ireo hetsika maro samihafa entina hampahafantarana ny sekoly sy ny tantarany, indrindra fa ireo mpianatra efa navoakany. Tsiahivina moa fa lalam-piofanana iray no niaingan'ny sekoly ambony ISPM tamin'izany, efa mahatratra 12 isa izy ankehitriny.
Pati

FAHAIZANA - FAMPANDROSONA - FIHAVANANA